|
|
|
|

Entry 1  gejaina
Root  2 geja
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Fatorana mafy: Gejao ity kofehy
9 Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako ~ Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany
10 Terena: Gejao mba hitaon-jejika izy
11 Tanana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra [1.1]
Explanations in English  12 to be grasped, to be squeezed [1.7]
Explanations in French  13 qu'on serre qu'on étreint [1.8]
Other spellings  14 gejana

Anagrams  gejaina, 15 igejana

Updated on 2026/04/22