Entry gadralava
Elementary words gadra ; lava
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olo-meloka voatana ao an-tranomaizina. (Io teny io dia nilazana fahiny ireo mpigadra nisy gadra amin' ny vozony sy ny tongony, izay natohin' ny anja-by lavalava ka afaka mihetsiketsika eran' ny efitrano nisy azy ihany izy ireo) [1.1]
Explanations in English [ gadra lava ] A long chain stretching from the neck to the feet
A man in fetters; a convict. [1.2]
 A prisoner [1.7]
Explanations in French Fers des condamnés; les fers du cou et des pieds sont joints par des tringles, qui permettent de faire de de longs pas; les condamnés aux fers [1.3]
 Un condamné [1.8]
Examples Ary rahefa manao hasoavana sy tokan-trano ny andriana, dia afaka ny gadralava [2.48]
Antonyms 
Proverbs 

Updated on 2023/07/27