Entry gadrafohy
Elementary words gadra ; fohy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny gadrafohy dia ireo misy gadra namatotra nisaraka ny tongony roa, ary fohy nifanakaiky ireo gadra ireo ka zara raha afa-namindra ny tongony [1.1]
Explanations in English [ gadra foly ] Fohy) A short chain, a fetter. [1.2]
Explanations in French Fers courts mis aux pieds, et si rapprochés qu'on peut à peine changer les pieds de place [1.3]
Examples Ary hoy Siedsied: tsara izany fa raha tonga ao izy hazony, koa ataovy amin'izay lalan-dRanavalomanjaka, na ho gadralava na ho gadrafohy na ho an-tranomaizina, nefa mba ampandreneso aho. [2.366]
Antonyms 

Updated on 2023/07/29