Entry | fotorina (fototra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Raisinaeo akaikin' ny fototra: Fotorinany zanakazo vao ongotana Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorana ny raharaha alohan' ny hirosoana [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | fotorana | ||||||||
Anagrams | fionotra, fotorina |
Updated on 2023/01/20 |
![]() |