|
|
|
|

Entry 1  fotorana
Root  2 fototra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Raisina eo akaikin' ny fototra: Fotorana ny zanakazo vao ongotana
9 Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga
10 Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorana ny raharaha alohan' ny hirosoana [1.1]
Explanations in English  11 to be held by the roots, or close to the head, as one holding a hammer
12 to be searched out, to be examined to the very root. [1.2]
13 to be investigated [1.7]
Explanations in French  14 qu'on examine à fond [1.8]
Examples  15  Azon' ny mpandinika rehetra fotorana sy hamarinina izany! [2.296#]
16  Raha fotorana, inona, araka ny hevitrao, no dia mahatonga ny Malagasy hiady varotra? [2.314#]
17  Koa aza fady, mangataka anareo ny Fanjakana mba hiakatra ato an-tanàna aloha ho fotorana kely vetivety. [2.587#]
Other spellings  18 fotorina
Proverbs  19  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21