|
|
|
|

Entry 1  fotorina
Root  2 fototra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Raisina eo akaikin' ny fototra: Fotorina ny zanakazo vao ongotana
9 Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga
10 Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorina ny raharaha alohan' ny hirosoana [1.1]
Other spellings  11 fotorana

Anagrams  12 fionotra, fotorina

Updated on 2026/02/04