|
|
|
|

Entry1  fonosana (fono)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fono, zavatra entina mamono, manodidina, manarona: Manify loatra ny fonosan' ity entana ity
4  Zavatra ao anatin' io fonony io: Nitondrany fonosan-tsira antsasa-kilao aho [1.1]
Explanations in English  5  a wrapper, a cover for a book, etc. [1.2]
6  a package, a bale [1.7]
Explanations in French  7  paquet, balle [1.8]
8  enrobage [1.13]
Examples  9  Ataovy tsara fonosana, hoy aho nanomboka ho sosotra. [2.643#]
10  Tonga nanatitra lamba iray fonosana izy ny 14 jolay. [1.369#]
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word fonosana

Anagrams  15  fanosona, fonosana, nofosana

Updated on 2023/10/12