Entry |
fono
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny eo ivelan' ny zavatra manafina na mandrakotra ny tenany: Ataovy tsara fono io zazakely io sao mangatsiaka [1.1]
|
Explanations in English | A cover [1.2, 1.7]
|
| An envelope [1.2]
|
| A wrapping [1.7]
|
Explanations in French | Couverture [1.3, 1.8]
|
| Enveloppe [1.3, 1.13]
|
| Action de plier dans un noeud [1.3]
|
| Emballage, reliure [1.8]
|
| Gaine [1.13]
|
| Chez les plantes, paroi des fruits lorsqu'ils s'ouvrent pour laisser échapper les graines.
On dit aussi fonofono, duplicatif plus usité.
[1.196]
|
Examples |
1 | Ny anankiray maty anaka, ary ny anankiray miova fono;
[2.69]
|
2 | Nosokafany ilay fono, ka basy no tao, basi-miaramila notsofana ny volony.
[2.472]
|
3 | Fono kalina izany, fa tsy tahaka ny fono savony any ambanivohitra tsy akory.
[2.4]
|
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|