|
|
|
|

Entry 1  fongatina
Root  2 fongatra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina etoamin' ity toerona ity
9 Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany
10 Tsahivina indray, nefa efa navalon' ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha [1.1]
Synonyms  11 fongarina

Updated on 2026/04/22