Entry fongarina (fongatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina etoamin' ity toerona ity
Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany
Tsahivina indray, nefa efa navalon' ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha [1.1]
Morphology 
Present : fongarina, fongariko, fongarinao, fongariny, fongarintsika, fongarinay, fongarinareo, fongarin', fongarin-, fongarim-, fongari-
Past : nofongarina, nofongariko, nofongarinao, nofongariny, nofongarintsika, nofongarinay, nofongarinareo, nofongarin', nofongarin-, nofongarim-, nofongari-
Future : hofongarina, hofongariko, hofongarinao, hofongariny, hofongarintsika, hofongarinay, hofongarinareo, hofongarin', hofongarin-, hofongarim-, hofongari-
Imperative : fongary, fongaty
Synonyms fongatina

Anagrams 

Updated on 2023/01/05