Entry | fizotra (zotra) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Fomba na toetran' ny zavatra na olona mizotra, izany hoe mandeha milamina tsara: Araho tsara ny fizotron' ny tantara [1.1] | ||||
Explanations in French | Processus; déroulement [1.13] | ||||
Examples |
| ||||
Compound words |
| ||||
Updated on 2023/09/08 |
![]() |