Entry | fitsofan-drano (tsoka, rano) | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Firariana, fanirian-tsoa: Ny fitsofan-dranon' i dada sy neny no naha-toy izao ahy Fanamasinana: Nanatrika ny fitsofan-dranon' ny fanambadianay i nenibe [1.1] | |
Updated on 2020/07/31 |