|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  soratr' omby sada mainty, na volavita; sadasada fa madinika kokoa ny soratra fotsy sady somary boribory fa tsy mba mitomandavana tahaka ny rango na vakivoho [1.10#F577]
Compound words 

Entry (2/2)5  fitatra
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  Karazam-boronkely izay heno maneno vao maraim-be, nahatonga ilay fitenenana hoe "mifoha alohan'ny fitatra", izany hoe mifoha maraina be alohan'ny maneno akoho mihitsy aza. [1.1]
Explanations in English  8  a bird, a species of warbler. Pratincola sybilla, L. Same as feta, fitapatatra, fitatenona, and tekiteky [1.2]
Explanations in French  9  tarier à collier [1.54]
Examples  10  Matetika tsy hitany akory ny fiaingan' ny lahy mamonjy fotoana maneno fitatra. [2.470#]
Vocabulary  11  Zoology: birds
Synonyms  12  feta, fitapatatra, fitatenona, tekiteky
Compound words 
Scientific name 

Anagrams  15  fatatry, fatitra, fitatra

Updated on 2023/05/14