Entry | 1 fitaovana |
Root | 2 tao |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Tools 5 Military |
Explanations in Malagasy |
6 Fiomanomanana toy ny ho any an' ady, izay rehetra entina manomana ady: fiadiana, hanina, vatsy: Feno fitaovana tratran' ny polisy tao an-tranon-dRabe 7 Izay rehetra entina miasa: Misy mpianatra tsy manana penina, pensily, solaitra; ahoana izany tsy manam-pitaovana izany [1.1] |
Explanations in English |
8 [Rel. s. from mitao (tao).] All the preparations made in waiting for the enemy, food, weapons, etc. [1.2] 9 arms and supplies for war; instruments, equipment [1.7] |
Explanations in French |
10 armes et matériel de guerre ; instruments, matériel [1.8] 11 matériel, appareil [1.13] |
Examples |
12 Ireto avy ny fitaovana ilaina. [2.117#] 13 Namboatra fitaovana maro samihafa izy. [2.445#] 14 Dia tandremo tsara ny fanjakana ny fitaovana aza hadinoina. [2.366#] |
Compound words |
|
Anagrams | 22 fiavotana, fitaovana, tafaviona |
Updated on 2024/03/03 |