Entry (1/3) | 1 firitsoka (ritsoka) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fomban' ny olona miritsoka, mibitsika [1.1] |
Entry (2/3) | 4 firitsoka (ritsoka) |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 Rotsa-kazo, tehina kely malefolefo (fiteny ihany koa ny hoe faritsoka. nefa ny firitsoka no fandre matetika) [1.1] |
Explanations in English |
7 [Mod. s. from miritsoka (ritsoka).] A twig, a rod, a ramrod. Same as faritsoka [1.2] |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 9 firitsoka |
Part of speech | 10 noun |
Vocabulary |
11 Botany |
Explanations in French |
12 (de ritsoka : faible bruit, chuchotement ; allusion au bruit du vent dans le feuillage léger de cet arbre). Sophora tomentosa L. (Fabaceae). Les boutons floraux sont très riches en flavonosides. [Tankarana]
[1.196] |
Scientific name |
|
Anagrams | 14 firitsoka, fisokitra |
Updated on 2020/07/31 |