Entry ritsoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny na feo malefaka; bitsibitsika, resaka malemilemy ifanaovana (ny tena endriny fahita amin' ity hevitra ity anefa dia ny hoe: Ritsodritsoka): Ritso-baliha
Entina milaza koa ny famelezana amin' ny tsorakazo na karavasy [1.1]
Explanations in French Chuchotement [1.3]
Derivatives 
 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2021/07/28