Entry | 1 firaisan-kina |
Elementary words | 2 firaisana, hina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 Fifanarahana, fane kena hiaraka amin' ny fanaovan-javatra iray [1.1] |
Explanations in English |
5 unity of purpose [1.7] |
Explanations in French |
6 union d'efforts, solidarité [1.8] 7 [firaisankina] solidarité [1.13] |
Examples |
8 Tsy atoroko anareo ny firaisankina. [2.895#78] 9 Ny firaisan-kina no fanalam-pahoriana [2.558] 10 Samy manana izay firaisankina mety ho vitany sy ahitany tombontsoa. [1.369] 11 Fa amin' izany ny firenena homeko molotra madio hiantsoan' izy rehetra ny anaran' ny Tompo sy hanompoany azy amim-piraisan-kina [2.996#43.3.9] 12 Ny tolom-piavotana, mbamin'ny fitondran-tena amin' ny maha olom-pirenena sy ny firaisan-kinany no averimberina any an-tsekoly [2.606#116] |
Anagrams | 13 firaisan-kina, siranakanify |
Updated on 2023/09/09 |