Entry | firaisam-pokontany (iray, foko, tany) | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [1.1] | |
Explanations in French | Littéralement "union des collectivités [...] [full text in 1.5] | |
Examples | Ny “Repoblika demokratika”, izay nandimby, dia nibaby ny tetikasa manodoka momba ny “vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana” (Fokontany, Firaisampokontany, Fivondronampokontany ary Faritany), rafitra noheverina hiasa araka ny foto-pisainana “teny miakatra ifampierana ary teny midina ifampitondrana”.
[4.27] | |
Vocabulary | Politique | |
Synonyms | firaisana | |
Updated on 2022/02/28 |