Entry | 1 finoana |
Root | 2 ino |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.10] fandraisana sy fanekena amim-pahatokiana an' Andriamanitra sy ny teniny ary ny fotondrany; -- fanekena sy fitokiana ho marina ny zavatra ambaran' olona , na ny fampanantenana omeny; -- fanekena amim-pahatokiana zavatra tsy hita maso, na ara-panahy, na tsy takatry ny saina, na tsy hay porofoina, nefa tsaorana ho misy, na ho marina. -- Miasa amin' ny zavatra rehetra momba ny fiainana andavanandro ny finoana. Indraindray dia vokatry ny fahitana sy ny fahalalana ny zavatra efa niseho teo aloha izy... 5 [1.1] Fitokiana izay voalazan' olona iray: Ny tsy finoanao ny teniko ihany izao no nahavoa anao Herim-panahy mahatonga hino ny fisian-javatra tsy hita maso, noho ny filazan' Andriamanitra na ny irany: Tsara ny manana ny finoana nefa koa mbola tokony hampifanaraka aminy ny atao Foto-kevitra iompanan' ny fivavahana iray: Ny finoana kristianina. / Mampiely ny finoana 6 [1.13] fandraisana sy fankatoavana hevitra na zavatra iray tsy ilana porofo fa atao tanteraka amin'ny fo tsy misy fihambahambana |
Explanations in English |
7 [1.2, 1.7] faith, belief |
Explanations in French |
8 [1.8] la foi 9 [1.13] foi |
Examples |
10 -Maha kely finoana ahy ny fahamarinany; [2.470] 11 Marina mafy tsy mahakelikely finoana amin' ny fiainana mihitsy izy ity! [2.4] |
Titles |
Anagrams | 15 afonina, anafony, anofany, fanoany, fanoina, fianona, finoana, foanany, foinana, iafonan, ifonana, iofanan, nafaony, nafinao, nafoina, naofany, niafona, niofana |
Updated on 2025/02/01 |
![]() |