|
|
|
|

Entry (1/2)1  finaritra (faritra)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsara, salama tsy marofy [1.78]
4  Salama tsara: Manao ahoana ianareo fa izahay dia finaritra tsara daholo [1.1]
5  Miadana, sambatra: Finaritra izany fianakaviana izany satria miasa ary mifankatia [1.1]
6  Faly: Finaritra izy mitifi-borona any an-tsaha [1.1]
7  Voafaritra: Finari-bava (raikitra, voafetra, tapaka [1.1]
Explanations in English  8  Happy, joyous, healthy, well, content, satisfied, delighted. [1.2]
9  Used in some provinces, especially by the Betsimisaraka, as a salutation, as: Finaritra, tompoko, you are well, Sir; i.e. How do you do, Sir? Manao finaritra anao aho: I salute you. The word finaritra may possibly be a passive with infix from faritra; or a compound of fina and aritra [1.2]
10  Well, happy [1.7]
Explanations in French  11  Salut betsimisaraka, la réponse est la même. [1.19]
12  Bien portant; heureux [1.8, 1.5]
13  Joyeux [1.5]
Examples  14  Kaneía betsaka no tsy finaritra tamin' ny fanambadiana. [1.38]
15  Nahoana hianao raha mandry mahalefitra
no finaritra asian'olon-tsarotra?
[2.131]
16  finaritra kosa ny ankizy mamindrafindra ny tongony amin' ny vato madinika sy ny tany malemy. [2.470]
Morphology 
17  Imperative :
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Nouns :
20  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  23  Proverbs containing the word finaritra

Entry (2/2)24  finaritra (faritra)
Part of speech  25  passive verb
Explanations in French  26  Circonscrit, limité [1.3#155]
Morphology 
27  Present :
28  Past :
29  Future :
Synonyms  30  voafaritra

Anagrams  31  faniritra, finaritra, firanitra, fitrirana

Updated on 2023/02/21