|
|
|
|

Entry 1  fahafinaretana
Root  2 finaritra
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Hafaliana: Akory ny fahafinaretako namaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny
7 Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny fahafinaretana [1.1]
Explanations in English  8 pleasure, happiness [1.7]
Explanations in French  9 le plaisir, la joie, l'agrément, le bonheur [1.3]
10 plaisir, bonheur [1.8]
Examples  11  Mba nisy setriny ve izany rehetra izany tamin' ny fahafinaretana na fampiadanam-batana teo aminay? [2.472#21]
12  Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy. [2.471#22]
Vocabulary  13  Emotions
Synonyms  14 hafinaretana
Illustrations 
15 

Updated on 2026/04/22