Entry | filankevitry ny ministra | |
Elementary words | filankevitra ; ministra | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fivorian' ny Governemanta iray manontolo ka ny Filoham-pirenena no mitarika an' izany; natao ho fanapahana ny hevitra manan-danja ho an' ny firenena sy ny politikan' ny governemanta ary fanendrena tomponandraiki-panjakana ambony [1.62] | |
Updated on 2023/03/25 |