Entry filan > fila (ila)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba enti-mila
Zavatra ilaina matetika: Zavatra filan'ny mpandrafitra ny tantanana [1.1]
Zoonyms 
Proverbs 

Entry filan > fila
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Tany azo tamin'ny asan'ny tena samy irery [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Propriété foncière résultant du travail personnel [1.82]

Entry filan > fila
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Vato [1.78]

Anagrams 

Entry filan > filana (ila)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Faniriana: Filan' ny vatan' ny ankizy mihetsiketsika no mahatonga azy ho tia ialao
Fanirian' ny nofo: Manaraka ny filany fotsiny io tovolahy io
Fitadiavam-pivelomana, raharaha, asa: Mivarotra antsinfarany, izany no filan' io Rangahy io [1.1]
Explanations in English Desire for anything; lust; want, necessity, desire, wish [1.2]
 A desire, a need; lust [1.7]
Explanations in French Désir; besoin; recherche [1.8]
 Besoin [1.13]
Vocabulary 
Compound words 
Proverbs 

Entry filan > filana
Part of speech noun
Explanations in English  [Provincial] For sikidy [1.2]