|
|
|
|

Entry1  fiheverana
Root  2  hevitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fisaintsainana: Ny fiheverana ny fiainana matetika mahatonga ho hendry
Fandinihana, fieritreretana: Tsy ampy fiheverana ny ankizy matetika
Fanombanana: Fa inona marina no fiheveranao ahy
Explanations in French  5  [1.3#243] La méditation, la réflexion, la discussion
Examples  6  Ekenao ve izany fiheverana izany? [2.285#]
7  Mahery noho izany fiheverana izany anefa ny alaheloko azy. [2.472#]
8  Fa inoany kosa fa tena mitondra ny fiheverana vahoaka iray aho. [1.369#]
Vocabulary  9  Philosophy

Updated on 2024/12/11