|
|
|
|

Entry1  fiantrana
Root  2  antra
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Emotions
Explanations in Malagasy  5  Fihetseham-po mahatonga ny olona hanampy ny ory sy ny mahantra
6  Ny vola omena hanampiana ny ory: Tsy tapaka ny manome fiantrana ny mpangataka iny Ramatoa iny [1.1]
Explanations in English  7  compassion [1.2, 1.7]
8  charitableness, alms, alms-deeds, pity [1.2]
9  help given to the poor [1.7]
Explanations in French  10  l'action de secourir, l'aumône, le secours: Betsaka ny fiantrana nataony (Il a fait beaucoup d'aumônes) [1.3#55]
11  secours, aumône [1.8]
Examples  12  Ahoana no hampivadiana ny fitsipika amin' ny fiantrana? [1.369#]
13  ny mpiray fiangonana sy ireo nisahirana nahitana fiantrana. [2.470#]
14  Mahantra izahay, ry Sahondra, fa mahantra tsy mila fiantrana! [2.529#]
Article  15  Randzavola: fiantrana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  16  fantarina, fiantrana

Updated on 2023/01/20