|
|
|
|

Entry1  fialonana
Root  2  alona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  alahelo noho ny soa azon' ny sasany: Mikiky andro aman'alina an' izay mitahiry azy ny fialonana [1.1]
Explanations in English  5  jealousy [1.7]
Explanations in French  6  la jalousie [1.8]
Examples  7  ary inona no asan'ny harena amin'ny olona be fialonana? [2.996]
8  Fantatro fahita amin' ny olona sasany ny fialonana. [2.472]
Vocabulary  9  Emotions
Analogs  10  Mialona, mitsiriritra, ory hava-manana, malahelo vady voky, kikisan' ny fialonana
Compound words 

Anagrams  12  analofany, fanalonay, faniloana, fialonana, fiolanana, ifanolana, nafalinao, nafalonay, nalafinao, nalofanay, nialofana, nilaofana

Updated on 2023/10/07