Entry ory hava-manana
Elementary words ory ; havana ; manana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Malahelo raha mahita havana manana na nambinina; enti-milaza koa ireo tsy mba tia ny hafa hisondrotra, na dia havana aza [1.1]

Updated on 2023/05/23