Entry fialonana (alona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Alahelo noho ny soa azon' ny sasany: Mikiky andro aman'alina an' izay mitahiry azy ny fialonana
Mitovy hevitra: kikisan' ny fialonana ~ malahelo vady voky ~ mialona ~ mitsiriritra ~ ory hava-manana [1.1]
Explanations in English Jealousy [1.7]
Explanations in French La jalousie [1.8]
Examples 
1ary inona no asan'ny harena amin'ny olona be fialonana? [2.996]
2Fantatro fahita amin' ny olona sasany ny fialonana. [2.472]
Vocabulary 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/10/07