Entry | 1 fehizoro |
Elementary words | 2 fehy, zoro |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Vato fanorenana alatsaka alohan' ny hanaingana ny rindrina; vato fanorenana, fototra |
Explanations in English |
5 [1.2][fehy zoro] a corner-stone 6 [1.7] a cornerstone |
Explanations in French |
7 [1.8] pierre angulaire |
Examples |
8 Dia nalefa ny vahoaka haka hazo ngeza hatao andry sy fehizoro. [1.437#] 9 Fisaorana sy fampaherezana koa no atolotra ny Kanto fehizoro Teatra izay hilalao azy ny 13 Novambra. [2.528#] |
Vocabulary |
10 Economy: buildings, public works |
Compound words |
|
Article |
13 Randzavola: fehizoro ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/07 |