Entry fehintenda
Elementary words fehy ; tenda
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka [1.1]
Examples Taty aoriana, rehefa tsara akanjo ny olona (fa niditra betsaka ny karazan-damba vahiny), dia nampiseho soroka an-kavanana indray ny tovolahy mpihaingo mba hisehoan' ny fehintenda. [2.436]
Vocabulary 
Other spellings 

Updated on 2023/12/10