| Entry (1/2) | 1 fefy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3Vala fiarovana sy fisakanana, fetra tsy azo ihoarana: Misy fefy ny tokotaninay ka tsy misy alika afaka miditriditra ao.
[1.1] |
| Explanations in English |
4a fence, a wall, a hedge, an enclosure, a defence..
5fefy vato: a stone wall. [1.2] 6a fence, an enclosure. [1.7] |
| Explanations in French |
7clôture, haie.
[1.8] 8(toute l'île : haie vive, mais aussi palissade, clôture, tout ce qui sert de défense). Nom des plantes utilisées à faire des haies, surtout lors qu'elles sont épineuses, défensives. On dit : tokony hamefy ny tanimbolinao ianao : « Vous devriez entourer d'une haie défensive votre jardin potager ». [1.196] |
| Examples |
9 Ho voasazy ve izay mihoa-pefy?
[4.27]
10 Tsy mateza loatra anefa ny fefy hazo. [2.117] 11 Rindrina tsy misy hirigirika no fefy manodidina ny fiainako. [2.529] 12 Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 29 Botany |
| Analogs | 30 ampiantanytsivikinindahy, 31 aro, 32 kiady, 33 manda, 34 rova, 35 tamboho, 36 vala |
| All compound words | 375 combinations of this word |
| Entry (2/2) | 38 fefy |
| Part of speech | 39 noun |
| Explanations in Malagasy |
40Omby vonoina rehefa avy mandevina.
[1.1] |
| Explanations in English |
41the name given to the beef distributed at the ceremony of the afana, usually called henampefy..
[1.2] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 44henampefy |
| All compound words | 45henam-pefy |
| Anagrams | 46 fefy, 47 fife |
| Updated on 2025/10/31 |
|