| Entry (1/3) | 1 fefika |
| Part of speech | 2 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
16 Rendrika, vaky nidona tamin' ny harambato
17 Vaky 18 Lany harena, maty antoka [1.1] |
| Explanations in English |
19 [Provincial] grounded, struck against the bottom, as a boat against a rock or bank
[1.2] |
| Explanations in French |
20 [Merina] wrecked
[1.3] 21 échoué, brisé sur les récifs, sur le rivage 22 brisé, cassé comme la coque des oeufs, les coquillages 23 ruiné, frustré [1.3] 24 échoué, brisé [1.8] |
| Examples |
25 fefika tany akaikin' i Vohimaro ny sambo
[1.1]
26 fefika ilay atody vao novidina [1.1] 27 fefika ilay mpivarotra tao akaikinay [1.1] 28 fefika tao amoron-drano ny sambo (le navire a échoué sur le rivage) [1.3] 29 fefika ny atody (l’oeuf est cassé) [1.3] 30 fefika io lehilahy io (cet homme est ruiné) [1.3] 31 Mampisaraka ny ranobe ho vaky roa sy telo indray kosa ireo nosin-tanikely toa sambo fefika, toa fiara mitokona. [2.470#6] 32 Tamin' ny 1702 no fefika tao akaikin' i Faradofay ny sambo "Degrave" nitondra olona enina amby enimpolo amby zato. [2.508#79] |
| Entry (2/3) | 33 fefika |
| Part of speech | 34 noun |
| Explanations in French |
35 action de frapper avec le poing fermé
[1.3] |
| Entry (3/3) | 36 fefika |
| Part of speech | 37 adjective |
| Explanations in English |
38 wise, clever, but small in stature
[1.2] |
| Updated on 2026/04/19 |
|