Entry | fefehina (fefika) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Vakina: Fefeho ireto atody roa ireto hoendasina Asiana, tefena totohondry: Nofefehin' ilay kary ny zanako dia lasa nandositra izy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be shelled. [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |
![]() |