| Entry (1/3) | 1 faty |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3Vatan' olona na biby tsy misy aina intsony: Misy fatin-tsaka ao atsinanan-trano ao.
4Fahafatesana: Faty hita izao ka hirosoana ihany. [1.1] |
| Explanations in English |
5a corpse, death.
[1.2] 6a corpse. [1.7] |
| Explanations in French |
7un mort: Faty manao ahoana io ady io! (Que de morts il y a eu dans cette bataille!).
8un cadavre: Maimbo sahady ny fatiny (Son cadavre sent déjà mauvais). 9un animal crevé, charogne: Misy fatin' alika ao (Il y a là un chien crevé). 10signifie quelquefois la mort elle-même: Faty hita ka mbola mandroso ihany hianao (La mort vous attend et vous osez encore vous aventurer). [1.3] 11cadavre. [1.8] |
| Examples |
12 hazo va aho ka ho faty mahitsy?
[2.131]
|
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 23 Biology 24 Health |
| All compound words | 2543 combinations of this word |
| Proverbs | 26 Proverbs containing that word |
| Entry (2/3) | 27 faty |
| Part of speech | 28 noun |
| Explanations in Malagasy |
29Faharesena amin' ny kilalao; fahavoazana amin' ny loka: Mbola hanarina ny fatiko aho.
[1.1] |
| Explanations in French |
30perte au jeu, dans le commerce: Hoatrinona ny fatinao amin' ny loka? (Combien avez-vous perdu au jeu?).
[1.3] |
| Entry (3/3) | 31 faty |
| Part of speech | 32 noun |
| Explanations in French |
33(prononciation locale pour fatsy) Arbre à bois dur ; utilisé en construction. Graines tinctoriales » (Samat). Probablement un carissa (Apocynaceae)..
[Sakalava]
[1.196] |
| Vocabulary | 34 Botany |
| Anagrams | 35 faty, 36 fita, 37 tafi-, 38 tafy |
| Updated on 2025/11/02 |
|