Entry fahafatesana (faty)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fialan' ny aina: Tsy fantatra ny andro hahatongavan' ny fahafatesana [1.1]
Explanations in English Death [1.7]
Explanations in French La mort [1.3, 1.8, 1.5]
 Action de tuer, de faire mourir [1.3, 1.5]
 L'instrument, le lieu, le temps de tuer, de faire mourir [1.3]
Examples 
1Teo ambavahaon'ny fahafatesana, nefa afaka! [2.324]
2Hiady ihany va re aho, sa hiandry fotsiny ny fiavin' ny fahafatesana? [2.471]
3Ny fahafatesany no re avy any nony tsy nitsidika azy maharitra. [2.470]
Morphology 
Simple : fahafatesana, fahafatesako, fahafatesanao, fahafatesany, fahafatesantsika, fahafatesanay, fahafatesanareo, fahafatesan', fahafatesan-, fahafatesam-, fahafatesa-
Prefixed : -pahafatesana, -pahafatesako, -pahafatesanao, -pahafatesany, -pahafatesantsika, -pahafatesanay, -pahafatesanareo, -pahafatesan', -pahafatesan-, -pahafatesam-, -pahafatesa-
Synonyms hafatesana
Proverbs 
Articles 

Updated on 2023/01/20