|
|
|
|

Entry1  fatiantoka
Elementary words  2  faty, antoka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fahavoazana amin' ny zavatra iray fa kely noho ny nahazoana na nanamboarana azy no namarotana azy: Voan' ny fatiantoka aho tamin' iny varotra iny
5  Ny elanelan' ny vola nahazoana na nanamboarana zavatra iray sy ny vola azo tamin' ny nivarotana azy indray: Telopolo no fationtoko tamin' ny nivarotako iny vorontsiloza iny [1.1]
6  fahavoazana amin' ny varotra, izay mihatra amin' ny olona nivarotra zavatra latsaka noho ny masonkarena na izay nahazoany azy [1.1]
Explanations in English  7  [antoka, surety.] A loss sustained in trade by a bargain or contract. [1.2]
8  a financial loss; bankruptcy [1.7]
Explanations in French  9  perte, ruine (commerce) [1.8]
Examples  10  ka tsy ho fatiantoka ve raha tsy izany? [2.4#]
11  Tsy fatiantoka ho anay ny nidiran' ny Romana nanjana-tany. [2.643#]
Proverbs  12  Proverbs containing the word fatiantoka

Updated on 2023/12/10