Entry 1/2 faridanonana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahazavana hita misoritra manodidina ny volana indraindray [1.1]
  [Sihanaka] faribolana [1.78]
Patronyms 
Other spellings 

Entry 2/2 Faridanonana
Elementary words faridanonana
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Examples Araka ny filazan' i Faridanonana dia avy amin' ny anaran' ny mpanazary Rona no niavian' ny anarana hoe Androna. [2.508]
Vocabulary 
Literary works Rantimbolaña - Dictionnaire Tsimihety

Anagrams 

Updated on 2024/07/01