|
|
|
|

Entry1  fari-piainana
Elementary words  2  faritra, fiainana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  vola miditra isan-taona amin'ny olona iray ao amin'ny firenena iray araka ny sandam-bola marina eo amin'ny firenena misy azy [1.13]
Explanations in French  5  niveau de vie [1.13]
Synonyms  6  fari-pivelomana

Updated on 2024/08/13