Entry fanontsana (hontsana)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba enti-manontsana, na manasa ny atin-javatra amin' ny fanontsankontsanana rano ao anatiny
Azo hontsanana [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/04/14