Entry fanompoana andriana
Elementary words fanompoana ; andriana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Asa iombonan' ny fokonolona izay matetika ateraky ny zava-dehibe mitranga tampotampoka toy ny fefiloha vaky, mamono afo na haitrano na hain-tanety, mamono valala, ets. Tsy mba misaika na misolo ny raharaha izay efa iadidian' ny volam-panjakana avy amin' ny hetra rahateo ny fampompoana andriana [1.10]
 Asa iombonan' ny fokonolona izay matetika ateraky ny zava-dehibe mitranga tampotampoka toy ny fefiloha vaky, famonoana afo (na hain-trano na hain-tanety), famonoana valala... [1.1]

Updated on 2023/06/07