|
|
|
|

Entry1  fangaro
Root  2  haro
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina mangaro na manetsiketsika mba hiharo: Tsy toy izao velively no fangaro ny vary ahahy
5  Azo haroina: Tsy fangaro itỳ anana itỳ rehefa andrahoina
6  Zavatra akambana amin' ny...: Mividiana fangarondaoka ariary enina [1.1]
Explanations in French  7  combinaison [1.13]
Examples  8  Ka nofiko, hono, fa tany no nonina, Tamim-piadanana tsisy fangaro; [1.240#]
Derivatives 
9  Passive verbs :
Analogs  10  haro, laro
Compound words 

Anagrams  14  fangaro, fangora, farango

Updated on 2023/10/12