Entry afangaro (fangaro (haro))
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atambatra sy haroina tsy hitokantokana fa ho iray ihany [1.62]
Examples 
1Afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1]
2Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano [1.1]
3Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo [1.1]
4Aza afangaro ny henika sy enina: ny enina dia enti-milaza fa samy mahazo ny anjarany ny tsirairay; [2.313]
Morphology 
Present : afangaro, afangaroko, afangaronao, afangarony, afangarontsika, afangaronay, afangaronareo, afangaron', afangaron-, afangarom-
Past : nafangaro, nafangaroko, nafangaronao, nafangarony, nafangarontsika, nafangaronay, nafangaronareo, nafangaron', nafangaron-, nafangarom-
Future : hafangaro, hafangaroko, hafangaronao, hafangarony, hafangarontsika, hafangaronay, hafangaronareo, hafangaron', hafangaron-, hafangarom-
Imperative : afangaroy

Anagrams 

Updated on 2023/08/16