Entry faneriterena (eritra)
Part of speech noun
Examples 
1Faneriterena izany, hoy ny vao asandratry ny nofo. [2.245]
2Ampian' izany ny faneriterena tafahoatra eo amin' ny fahafahana manao fivoriana. [4.27]
3Tsy misy faneriterena mialoha azo ampiharina amin' ny fampahalalam-baovao amin' ny endriny rehetra ankoatr' ireo izay mamoafady na mety hanohintohina ny filaminam-bahoaka. [1.320]
Morphology 
Simple : faneriterena, faneritereko, faneriterenao, faneritereny, faneriterentsika, faneriterenay, faneriterenareo, faneriteren', faneriteren-, faneriterem-, faneritere-
Prefixed : -paneriterena, -paneritereko, -paneriterenao, -paneritereny, -paneriterentsika, -paneriterenay, -paneriterenareo, -paneriteren', -paneriteren-, -paneriterem-, -paneritere-

Updated on 2021/11/28