|
|
|
|

Entry 1  fandresen-dahatra
Elementary words  2 fandresena, 3 lahatra
Part of speech  4  noun
Explanations in English  5 reproof: Izay soratra rehetra nomen' ny tsindrimandrin' Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso (All scripture is given by inspiration of God, and is profitable for doctrine, for reproof, for correction) [2.996.en#62:3:16]
Explanations in French  6 réfutation, pour réfuter: Satria ny Soratra rehetra avy amin' ny fanilovan' Andriamanitra dia mahasoa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fananarana (Toute Écriture est inspirée de Dieu et utile pour enseigner, réfuter, redresser) [2.996.fr#62:3:16]

Updated on 2026/10/18