Entry | 1 fandrehofana (rehoka) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Famoahana rehoka; zavatra fasiana ny rehoka [1.1] |
Explanations in French |
4 Ce qu’on peut rejeter en expectorant, manière d’expectorer [1.3#523] |
Examples |
5 Ny tapa-tsihy eo anoloany no nosongainy nataony fandrehofana. [2.285#] 6 Nohatonin' i Noro, vadin' i Laibory, na Rasoa, reniny, nasiany, ambanin' ny vavany, lovia feno arina, natao fandrehofana. [2.270#] |
Updated on 2023/01/07 |