Entry rehoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra maditidity avoaka avy any an-tenda, indrindra raha marary voan' ny kohaka: Tokony hangonina amin' ny tavy kely ny rehoky ny marary. [Vocabulary: Health]
Ny fitronan' ny omby resy an' ady na ny omby vonoina ka efa voakenda. [Vocabulary: Zoology: (in general) ~ Sound] [1.1]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31