Entry | 1 fandidiana (didy) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanapahana: Inty ny antsy fandidiana mofo [1.1] 4 Fandrasana: Fandidian-kena [1.1] 5 Fanetezana lamba ho akanjo: Mila fahatzana ny fandidiana akanjo [1.1] 6 Fandrasana nofo na fanapahana taova ao amin' ny tenan' ny olombelona mba hapalana aretina: Natao omaly ny fandidiana an-dRakoto [1.1] 7 Fifehezana, fanapahana: Rabe no tompon' ny fandidiana eto amin' ny faritany [1.1] 8 Fandaharana: Nantsoiny ny zanany fa hanao ny fandidiana ny fananany izy [1.1] 9 Antsy [1.78] |
Explanations in English |
10 Cutting; surgery; [1.7] 11 The act of commanding [1.7] |
Explanations in French |
12 Action de couper; chirurgie [1.8] 13 Commandement [1.8] 14 Découpage; chirurgie [1.13] |
Examples |
15 Jona no fotoana fandidiana vary. [2.442#] 16 Indraindray dia ilaina ny fandidiana. [2.424#329] 17 Ianao ihany no tompon' ny fandidiana ao amin' ny taninao. [2.508#] |
Anagrams | 18 andidifana, fandidiana |
Updated on 2024/01/26 |