|
|
|
|

Entry1  fanazimbana
Root  2  zimba
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana tsinontsinona, fanivaivana, fanebahana: Lotika aho nahita ny fanazimbana ny torohevitra nomeko azy
Faniratairana, fanevatevana: Fanazimbana zava-masina izao ataonao izao
Explanations in French  5  [1.3#873] L’action de déprécier, de mépriser, de ridiculiser, d’insulter, la cause
Examples  6  Diso koa izany fiheverana ny Antakay ho mpikomy sy malaza ratsy izany: tsy ekenay mihitsy io fanazimbana tsy an-drariny io. [2.245#]
7  Dia niteny tamin' ny vahoaka niaraka taminy izy ka nanao hoe : "Afa-baraka lahy aho noho ny teny fanazimbana nataon-dRabenimiehaka. [2.69#]

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21