Entry | 1 fanatitra |
Root | 2 atitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba enti-manatitra 5 Fanomezana atao amin' olona ho maripifaliana na fankasitrahana 6 Sorona [1.1] |
Explanations in English |
7 an offering [1.7] |
Explanations in French |
8 offrande [1.3, 1.8] 9 Présent, ce qui est digne d’être offert 10 manière de conduire [1.3] |
Examples |
11 Nilaza kosa ianao teo: misy lamba atao fanatitra ho an' ny Razana Saodrazana. [2.245] |
Article |
12 Randzavola: fanatitra ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 13 fanatitra, fanitatra, fitantara |
Updated on 2023/01/20 |