|
|
|
|

Entry (1/7)1  fanasina (hasina)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fomba entina manasina, mamoly, manady [1.1]
Proverbs  4  Proverbs containing the word fanasina

Entry (2/7)5  fanasina (hasina)
Part of speech  6  adjective
Explanations in Malagasy  7  Azo ahasina [1.1]
Proverbs  8  Proverbs containing the word fanasina

Entry (3/7)9  fanasina (hasina)
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  Fomba entina manasina, manakivilivily, mandrotsirotsy: Toy izao no fanasina ny zaza voky loatra [1.1]

Entry (4/7)12  fanasina (hasina)
Part of speech  13  adjective
Explanations in Malagasy  14  Azo akivilivily, azo rotsirotsina [1.1]

Entry (5/7)15  fanasina (hasina)
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  Fomba entina manasina, manolotra hasina mari-pankatoavana ny maha-mpanjaka mpitondra ny tany sy ny fanjakana: Toy izao no fanasina Andriana [1.1]

Entry (6/7)18  fanasina (hasina)
Part of speech  19  adjective
Explanations in Malagasy  20  Azo hasinina, mendrika hohasinina: Ny mpanjaka ihany no fanasina [1.1]

Entry (7/7)21  fanasina (masina)
Part of speech  22  noun
Vocabulary  23  Economy: food
Explanations in Malagasy  24  Sira: Ianareo no fanasin' ny tany, hoy i Kristy tamin' ny mpianony [1.1]
Explanations in English  25  [masina (hasina), saltish.] Salt. [1.2]
26  kitchen salt [1.7]
Explanations in French  27  sel de cuisine [1.8]
Synonyms  28  sira
Article  29  Randzavola: fanasina ao amin' ny Baiboly

Anagrams  30  fanasina, fanisana, fasinana

Updated on 2023/01/20